A: Manao ahoana aky ny famerenana ataondry ao?
PH : Manaou aoun aki ni fanérénana ataoundri aou ?
TR : Dis comment ça se passe tes révisions ?
B: Mba efa mandeha aloa e! Ny any ampianarana koa manampy be amin’ny fanomezana laza adina isan-karazany!
PH : Mba éfa mandéh aloua é ! NY ani ampianarana kou manampy bé amin’ny fanoumézana laz’adina isakarazani
TR : ça avance plutôt bien !En plus, à l’école on nous donne plein de sujets types.
A: Tsara kosa izany koa! Ataovy tsara aky fa efa akaiky anie ny fotoana e! Zay fa dia mazotoa ndry dia mahereza e!
PH: Tsar kousa ‘zani kou! Ataouvi tsar aki f’éfa akaiki anié ni foutouana é! Zay fa dé mazoutou ndri dé mahéréza é!
TR : C’est bien ça ! Fais le bien car le moment approche, « Bon courage » à toi alors !
B: Ka tsy maintsy oe ezahana atao tsara mihintsy amin’izay tsy mamerina e! Misaotra betsaka amin’ny fankaherezana e.
PH : Ka tsi ments oé ézahan ataou tsar mints am’izai tsi mamérina é ! Misaoutra bétsaka am’fankahérézana é !
TR : Mais il faut le faire bien pour ne pas avoir à repasser ! Merci beaucoup pour l’encouragement !