A : Manao ahoana daholo ianareo aty ?
Ph : Manaou ahouana dahoulou ‘naréou atu ?
Tr : Bonjour, comment allez-vous ?
B: Sahirana be satria tsy nahavimbina afatsy ny an-koditra!
Ph: Sahirana bé satria tsy nahavibina afats ni an-kouditra!
Tr : Nous sommes en difficulté parce qu’on n’a pu rien prendre que ce que nous avons sur notre dos
A: Ary ny sakafo ahoana?
Ph: Ary ny sakafou ahouan?
Tr : Et pour la nourriture ?
B : Tsy misy atokona e! Soa ihany fa misy ireo manome!
Ph: Tsy misy atoukouna é! Sou ihan fa mis iréou manoumé!
Tr : On n’a rien à mettre sous les dents ! Heureusement il y a les donneurs
A: Mahereza e!
Ph: Mahéréza é!
Tr: Bon courage!
B: Misaotra e!
Ph: Misaoutr é!
Tr: Merci!
Leçons du jour :
– Traboina: (tranouina) => sinistrés
– Tsy manak’ialofana: (tsy manakialoufana) => sans abris
– Loza fanairana: loko maintso (louza fanairan) => avis d’alerte, couleur vert
– Loza manambana: loko mavo (louza manamban) => avis de menace, couleur jaune
– Loza mihantra: loko mena (louza mihantr) => avis d’urgence , couleur rouge