A: Ary aiza oa ny dosy nareo e?
PH : ari eza oua ny dousu naréou é ?
TR : mais où se trouve votre douche déjà ?
B: Ao ambany tohatra ao, miodina miankavy ianao rehefa tafidina.
PH: aou ambani touhatra aou, mioudina miakavi enaou refa tafidin.
TR : en dessous de l’escalier, tu tournes à gauche une fois descendue.
A: Tena ohatran’ ny vizaka be izaho izany fa aleo angamba andro kely aloha!
PH: ten outran vizak bé za zan fa aleou’gamba androu kely alou!
TR : Je me sens tellement fatiguée je vais prendre une douche !
B: Andana ary e, izaho eto ihany raha toa ka misy ilainao.
PH: ‘Ndana ar é, za étou ihan ra tou ka misy ilainaou
TR : vas-y alors, moi je suis là si t’as besoin de quelque chose.
Leçon du jour :
– Dosy: douche
– Ambany: en bas/en dessous
– Ambony : en haut/ en dessus
– Avia : gauche
– Avanana : droite
– Miankavy : se tourner vers le gauche
– Miankavanana : se tourner vers la droite
– Tohatra : escalier
– Midina : descendre # miakatra : monter => tafidina : une fois descendu.