(Iza no anaranao =>comment t’appelle-tu ?)
A : Izaho no RABE Solofo, antsoina hoe Solofo ! Ary iza no anaranao ? => Je m’appelle RABE Solofo ! tout le monde m’appelle_ Solofo ? ET toi, comment t’appelle-tu ?
Izahoo nou RAbé Souloufou, antsoin houé Souloufou ? Ar Izà nou anaranaou ?
B : Paullette ANDRE, antsoina hoe Paullette ! Faly mahafantatra anao ! => Paullette ANDRE, les gens m’appelle Paulette ! enchanté de vous connaitre.
Paullette ANDRE, antsouin houe Paullette ! Fal mahafantatr anaou !
A : Izaho koa torak’izany ! => Moi de même
Izahou kou tourak’izan !
NB : Ravaka veut dire décor