A: Tena vao nanomboka ity taona ity dia maro ny zava-niseho a.
PH: Tén vaou nanoubouk ‘ty taoun ‘ty dé marou ni zava-niséou .
TR : Le début de cette année est riche en événements.
B: Ie raha tsy iresaka afatsy ny fitohizan’ity corona virus ity sy ireo grevy etsy sy eroa fotsiny isika.
PH : Ié ra tsi irésak afatsi ni fitouizan’ti corona virus ti si iréou grévi étsi sy érou foutsini sika.
TR : oui, si l’on ne parle que du corona virus et les grèves qui se forment un peu partout.
A: Ie, ny olona misedra ny kere avy any atsimo aza moa mitsoaka makaty an-drenivohitra.
PH: Ié, ni ouloun misédra ni kéré avi ani atsimou aza mou makati adrénivouitra.
TR : Oui, les personnes qui subissent la famine dans le Sud immigrent même vers la capitale.
B: Koa tsy maintsy miala any kosa anie izy ireo raha tsy te ho fatin’ny hanoanana e. enga anie mba hahita vaha olana maharitra amin’io zava-misy io fotsiny ny fanjakana.
PH : Kou tsi maintsi miala ani kous anié izi ‘reou ra tsi té ou fatin’ni anouanana é. Enagié ba aita va oulan maaritra amin’iou foutsini ni fanjakana.
TR : Mais ils sont obligés de fuir pour éviter de mourir de faim. Espérons que l’Etat arrive à trouver une solution durable à cette situation.